|
|
|
|

Teny iditra1  ravi-milahatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 karazana ravina ahitana zana-pelaka mifanitsy amin'ny andaniny roa eo amin'ny kirabe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 feuille pennée [1.13]
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12