|
|
|
|

Teny iditra1  ravim-borondra
Singan-teny  2 ravina, 3 vorondra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ravim-bomanga: Maha vekaña koa ron-dravim-borondra: hariana rom-bakitratra ko hinomina rom-bovotane (mampisalasala toy ny rom-bomanga: hariana java-manasatra ka hosotroina ranom-potaka) [Tanala] [1.78]
Voambolana  6  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08