|
|
|
|

Teny iditra 1  ratsimbazafy gilbert
Singan-teny  2 ratsimbazafy, 3 gilbert
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 mpanoratra tantara foronina sy mpanao tononkalo, anisan' ny tonian' ny revio Fampitaha [2.313]
Voambolana  6  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  7  1958 Ny veloma izay napetrany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13