|
|
|
|

Teny iditra 1 ; Rasoaray
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  3  Ny anao zaranao ihany mbola mahazo mianatra, hoy rasoaray zokinay vavimatoa. [2.643#7]
4  Ary nony Asabotsy 29 Adijady kosa, Dia maty rasoaray, anabavin dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59#72]
5  ary ny vehivavy : Rafaravavi-Mary, Ramanana, Ranome, Rafaravavy kely, Razafitsara, Raminahy, Rasalama, Ratiasoa, Ratsaramiarana, rasoaray, Renisoa, Ramatoa Razafy, Rafotsy [2.649#143]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26