|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rariny |
| Fototeny | 2 rary |
| Sokajin-teny | 3 anarana rary sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo
5 (Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva) [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 rariny |
| Fototeny | 8 rary |
| Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny iharana rarina sy mpisolo |
| Fivaditsoratra | 10 rariny, 11 ririna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|