|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  rangy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mahia, kaozatra, kangoaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 lean, thin. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 maigre, décharné [1.3#507, 1.196]
Tovy hevitra  6 rangirangy
Kamban-teny rehetra  7 rangy maso

Teny iditra (2/7)8  rangy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Vato na vy na tandroka ahazoan' ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny
11 Mpianala tsy mivatsy rangy: enti-milaza olona andeha hiasa ka tsy mitondra fitaovana [1.1]

Teny iditra (3/7)12  rangy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Pitik' afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr' afo iny no mandray ny vorodamba na ny bozaka na ny ditin' akondro atao eo akaikiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 Briquet primitif des gens de la forêt et nom des matières se desséchant bien et susceptibles se servir à battre le briquet.
16 Une expression proverbiale : Miala tsy mivatsy rangy : « aller en forêt sans rangy », a pris le sens de : inconséquence, action d'oublier ce qui est le plus nécessaire (Malzac). [1.196]
Kamban-teny rehetra  17 rangimbato

Teny iditra (4/7)18  rangy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Hazondrano fandrarin' ny mpiandry omby hataony sarotro [1.1]
Voambolana  21  Haibiby: trondro

Teny iditra (5/7)22  rangy
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Anaran-kazo mafy izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 a hard-wooded tree whose wood is used for spade and spear handles. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  26 Nom des arbustes et petits arbres à bois dur, utilisé en marqueterie et pour faire des cannes.
27 Surtout : Brexiella ilicifolia H.Perrier (Celastraceae).
28 Voir aussi rangifotsy. [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/7)31  rangy
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33 Nom général des Balsamines malgaches, notamment Impatiens lyallii Baker (Balsaminaceae) et autres espèces décoratives.
34 Les très nombreuses espèces d'Impatiens malgaches sont en cours de révision par Launert (Edinburgh). [Merina] [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny rehetra  36  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/7)38  rangy
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny frantsay  40 Nom des Cyperaceae les plus grossières.
41 Sorte de capuchon tressé avec ces Cyperaceae, que portent les bûcherons, les gardiens de troupeaux, etc. [1.196]
Voambolana  42  Haizavamaniry: hazo

Fivaditsoratra  rangy, 43 ringa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17