Entrée Rangory
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Exemples Rangory, niteraka andRatsimiraho sy Rakalavao [Callet: Tantara, page 629]

Entrée Rangory
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Exemples izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [Andraina: Mitaraina, page 154]

Entrée Rangory
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Exemples 
1Nandre ny lazanao aho
Rangory monina anosy
nita lakana omaly aho
ka nitsipa-dakana indray
izany hianao hono
raha tsy ariary folo lelavola
tsy mandeha
[Fox: Hainteny, numéro 56]
2matesa anie aho ray itsiana
fa nitokana ilay toa-tsiary
ary Rangory nilaiko tsy nety
izaho nila tsy tia loatra
[Fox: Hainteny, numéro 174]

Entrée Rangory
Partie du discours nom propre (personnage fictif) [liste complète]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Entrée Rangory
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache jereo Rafenomanjato: Rangory
Auteur 
Tableaux et planches Tous les titres

2017/10/19