Entrée |
rangomaina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1]
|
| Taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13]
|
Explications en anglais | The blade-bone, the scapula [1.2]
|
Explications en français | Omoplate [1.13]
|
Exemples | Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io.
[2.643]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
rangomaina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | The hair plaited without being oiled or greased [1.2]
|
Vocabulaire |
|