Entrée rangolahy (rango, lahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.)
¶ amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana
Explications en anglais  [Richardson 1885] The large stone which covers a grave and forms its roof

Mis à jour le 2020/07/31