|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rananja |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Nony tonga teo Antoby, dia indreto indray ny miaramila tokony ho 300, vonom-piadiana, mitatatata mively langoroana, tarihin'ny tenan'Ingahy Rainijaonary 14 vtra, sy Radafy zandriny 13 Vtra ary rananja sy Rainizoaly.
[2.588#]
|
| Fikambanana | 4 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how rananja |
| Fivaditsoratra | Rananja, 5 ranjana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13 |
|