Entrée |
ramiary
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [1.1]
|
| Karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [1.13]
|
Explications en anglais | The thorn apple. Datura alba. Nees. [1.2]
|
Explications en français | Datura stramonium [1.13]
|
| Voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141
[1.196]
|
Nom scientifique | Datura alba, Datura stramonium |
Vocabulaire |
|