Entrée ra mandriaka (ra, riaka)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [Rajemisa 1985]
Exemples " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [Andraina: Mitaraina, page 156]

2012/05/24