|
|
|
|

Teny iditra1  ralia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifaninanan' olona mandeha an-tongotra na fifaninanan' aotomobilina izay tsy maintsy tonga amin' ny toerana iray voatondro rehefa avy nandia fitsapana maromaro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12