|
|
|
|

Entrée1  Rajaonarivelo Auguste
Mots élémentaires  2  Rajaonarivelo, Auguste
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme)
Vocabulaire  4  Histoire: personnages
5  Littérature: auteurs
Explications en malgache  6  Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre) [3.1]
7  Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [2.314]
Ouvrages littéraires  8  Angolangolan' ny Tanora
9  Havesatry ny harena
10  Robin' Ikamadonto
11  1933 Bina
12  1958/02/27 Antananarivo miantsena
13  1959 Afon' Antongona
Tableaux et planches  14  Liste complète

Mis à jour le 2023/11/20