Entrée (1/2) | 1 railovy |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Zoologie: oiseaux |
Explications en malgache |
4 Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona [1.1] |
Explications en anglais |
5 [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso. [1.2#491] 6 A black songbird [1.7] 7 Black crested drongo [3.1] 8 Crested drongo [2.190#303] |
Explications en français |
9 Oiseau noir aux beaux chants [1.8] 10 Drongo malgache [2.191#349] |
Exemples |
11 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy. [2.445] |
Nom scientifique |
|
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 14 railovy |
Partie du discours | 15 nom |
Vocabulaire |
16 Religions, Croyances |
Explications en français |
17 Oiseau censé être le roi des êtres à plumes [1.54] |
Exemples |
18 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy. [2.445] |
Anagrammes | 19 lairovy, railovy, vilaory |
Mis à jour le 2023/02/20 |