Entrée rahefa
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely [1.1]
Explications en français Après, lorsque, quand [1.3]
Mots composés 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/12