Entrée raha vao
Mots élémentaires raha ; vao
Partie du discours locution
Explications en malgache Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra [1.1]
Exemples Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho [2.324]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/27