|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rahakoa
Sokajin-teny  2  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 tahaka, sahala, toy: Ny hevetse rahakoa ny biby ko mangingiña ro andehanane (Ny hevitra sahala ny biby ka mangingina no andehanany) [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  rahakoa
Sokajin-teny  5  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 angamba [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  7 aharoka, rahakoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17