Entrée rafetana (rafitra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Enti-milaza 1) zavatra asiana na petahana zavatra hafa: Norafetako tehamaina ny takoiany
¶ 2) olona iadiana, ifampitolomana: Norafetany tampoka ny zandriko ka fanina [Rajemisa 1985]
Définition française sur quoi on place, on applique quelque chose
¶ avec qui on en vient aux prises, on se querelle [Abinal 1888]
Morphologie 
rafetana
rafetako
rafetanao
rafetany
rafetantsika
rafetanay
rafetanareo
rafetan'
rafetan-
rafetam-
rafeta-
norafetana
norafetako
norafetanao
norafetany
norafetantsika
norafetanay
norafetanareo
norafetan'
norafetan-
norafetam-
norafeta-
horafetana
horafetako
horafetanao
horafetany
horafetantsika
horafetanay
horafetanareo
horafetan'
horafetan-
horafetam-
horafeta-
rafeto

Mis à jour le 2011/10/14