Entrée rafaralahy (ra-, fara, lahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin' ny nateraka
Explications en anglais  [Richardson 1885] The name given to the last-born male in a family. See Andriamparany
Vocabulaire 
Synonymes randriamparany
Exemples  [Callet: Tantara] Ary nony maty Andriandrantsaimasindreny, dia Rafaralahy indray zandry ny natao hifehy any Vakinankaratra.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31