|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rafara |
| Singan-teny | 2 ra-, 3 fara |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka
[1.1] |
| Ohatra |
6 an-dRabodozafimanjaka vavy matoa, sy Andriamahanona, sy Razanabahoaka, sy Raseheno, sy Ratsimisotry, sy Andriantseheno lahy, sy rafara.
[2.48]
|
| Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 8 rafaravavy |
| Fivaditsoratra | 9 farara, rafara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|