|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  radio
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina [1.1]
4 fitaovana fandraisana na fandefasam-peo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 radio [1.13]

Teny iditra (2/2)6  radio
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka [1.1]

Fivaditsoratra  9 doria, 10 odira, radio, 11 radoy, 12 riado

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12