Entrée Radama I
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828)
¶ Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona. Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny. Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo. Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran' Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama. ... [Fagereng: Tantara]
Vocabulaire 
Exemples 
1Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I. [Randriamamonjy: Tantara]
2Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. [Fagereng: Tantara]
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31