Entrée | raban-tsahona | |||
Partie du discours | locution | |||
Explications en malgache | Feon' ny sahona mihoraka Fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra [1.1] | |||
Explications en anglais | Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba [1.2] | |||
Explications en français | Coassement des grenouilles. Fig. anarchie, désordre [1.3] | |||
Synonymes | fanjakana raban-tsahona ~ fanjakan' i Baroa ~ tany manjaka hova | |||
Mots élémentaires | raba, sahona | |||
Mots composés |
| |||
Mis à jour le 2023/02/14 |
![]() |