|
|
|
|

Teny iditra 1  psikôlôjia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 siansa mamakafaka sy mandinika ny zavamiseho amin'ny sain'olombelona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 psychologie [1.13]
Voambolana  5  Toe-tsaina
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how psikolojia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20