|
|
|
|

Teny iditra1  proma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany:
4 Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo proma (Raharolahy)
5 Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana:
6 Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma [1.1]

Fivaditsoratra  proma, 7 rompa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17