|
|
|
|

Teny iditra1  porizenitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanomezam-boninahitra ataon' ny miaramila amin' ny mpanjaka na ny mpitondra ambony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 la présentation des armes en l'honneur du souverain ou d'un gouvernement [1.3#492]
Ohatra  5  dia nanao porizenitra izy [2.366]
6  Dia nataon'ny Prime Minister ny porizenitra [2.59]
7  Tamin' izay, ny Premier Ministre dia nibaiko nanao porizenitra Andriana [2.649]
8  Rahefa vita ny porizenitra, dia nanao fanazavana, momba ny hataon' ny miaramila roa tonta [2.270]
Kamban-teny rehetra  9 porizenitr' andriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09