|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  -polo
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe folo
Ohatra  3  Dia nataoko dimam-polo; [2.59#]
4  Hitondra tanam-polo mody? [2.528#]
5  Roa-polo no isan-drizareo. [2.649#]

Teny iditra (2/2) 6  polo    
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how polo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13