Entrée politika
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Kely, madinika, pitiny [1.1]
Autres orthographes 

Entrée politika
Partie du discours nom
Explications en malgache Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika
Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [1.1]
Exemples Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [2.472]
Titres Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel)
Origine Français: politique.

Mis à jour le 2020/07/31