Entrée |
poketra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | The ankle bone. See kitrokely
[1.2]
|
|
Entrée |
poketra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1]
|
Explications en anglais | A purse, a handbag, a small portmanteau [1.2]
|
Exemples | Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia.
[2.4]
|
Morphologie |
Simple : |
poketra,
poketrako,
poketranao,
poketrany,
poketratsika,
poketranay,
poketranareo |
|
Mots composés |
|
Origine | Anglais: pocket.
|
Autres orthographes |
|