|
|
|
|

Teny iditra1  poika
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ataon' ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy:
4 Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra ity? Poika! izaho tsy nahalala ny fisian' io fitaratra io akory [1.1]

Fivaditsoratra  5 Ikopa, 6 kaopy, 7 kapoy, 8 kipao, 9 kipoa, 10 kopay, 11 kopia, 12 pioka, 13 poaky, poika, 14 pokay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17