|
|
|
|

Teny iditra1 poahana
Fototeny  2poaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty.
5Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako vato io vorona io.
6Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan' ny zokin' ialahy totohondry ny zandriko.
7Latsahana: Nopoahan' ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa.
8Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika. [1.1]
Ohatra  9 Nony efa vita ny velirano dia no poahana basy iray vava ireo fomba ireo. [2.48]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 anapaho, 15 poahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12