Entrée plevra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina [1.1]
 Fonon'ny havokavoka [1.13]
Explications en français Plèvre [1.13]
Vocabulaire 
Origine Français: plèvre.

Mis à jour le 2020/07/31