|
|
|
|

Teny iditra1  plastika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. plastique] Zavatra amboarina amin' ny fomba simika, izay manify sy tantera-pahazavana nefa mafy, anaovana harona na fitoeran-javatra na karazandamba koa aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12