|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 pizina |
| Fototeny | 2py |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4anaovana baiko amin' ny maso: Nopiziko maso izy vao nangina fa saika mbola hiteniteny be tao..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be made to twinkle; fig.
6to be deterred. [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11tsy nopizin-tory |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 pizina |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15voromahailala.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 16 Haibiby: vorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|