Entrée pitsiny
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] [anglais pitch] ny haavo na ny haivam-peo amin' ny hira
Vocabulaire 

Entrée pitsiny
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] sasiny na filatro amin' ny fitendrena zavamaneno; fihetsika na fiangolangolana alohan' ny hamakiana teny na hiventesana hira: Hira ve ity kailana pitsiny ?
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31