|
|
|
|

Teny iditra1  pitsika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Pitsi-bomba
4 Fialana tampoka ary toa mitsambikina [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  20 pitika
Kamban-teny rehetra  21 pitsikahibatana

Fivaditsoratra  22 pakitsy, pitsika, 23 tsipìka, tsipika, Tsipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21