|
|
|
|

Teny iditra1  piahina
Fototeny  2 piaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapahina na vakina ka misy feo kely heno amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be broken off, to be snapped off. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ipihana, piahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12