|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  patripatry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Vaventiventy, fatrofatro (fiteny fahiny amin' ny vakivakim-bola, ary ankehitriny amin' ny voanjavamaniry lehibe noho ny namany, sady tsara). [1.1]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/2)5  patripatry
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7 a pensive look (Prov.) [1.2]

Fivaditsoratra  patripatry, 8 pitrapitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19