|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pasoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fitafiana amin' ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 smoothness, sleekness. See kasoka, kasika, safo
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 acton de polir, de lisser, de repasser du linge
6 action de bien limer un discours [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | pasoka, 21 posaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|