|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  panamà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran-tsatroka vita amin' ny ahitra henjankenjana ka fisaka mafimafy ny sofiny sy ny tampony [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how panama

Teny iditra (2/2) 6  panama    
Sokajin-teny  7  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8 PArti NAtionaliste MAlgache [3.1]
Voambolana  9  Fikambanana

Fivaditsoratra  10 ampana, 11 pamana, panamà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13