Entrée pamoloana > famoloana (volo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy.
(Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova) [1.1]
Explications en anglais A threshing floor. [1.2]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes