Entrée | pahefana > fahefana (efa) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany [1.1] | ||||
Explications en anglais | Power, authority; [1.7] | ||||
Explications en français | Puissance, autorité [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Morphologie |
| ||||
Mots composés |
| ||||