|
|
|
|

Entrée1  ovimanga
Mots élémentaires  2  ovy, manga
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Botanique
Explications en français  5  (de ovy: tubercule; et manga ici dans le sens de beau). Ipomoea batatas (Lam.) Poir. (Convolvulaceae). Nom ancien de la patate douce. On dit plutôt aujourd'hui voamanga. [Betsimisaraka] [1.196]
[Betsileo]
Exemples  6  ary ovimanga no tokony ho anaran' ny vomanga, satria ny ovy tanty no nisy taloha- ka tonga itony ovy koa; [1.437#]
7  Ny vehivavy nanonofy nihady ovimanga vokatra sy voatavo maintso maro dia fambara hono fa hanan-janaka izy. [1.353#]
Nom scientifique 

Anagrammes  9  mivangoa, ovimanga

Mis à jour le 2023/10/26