Entrée organina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: organe.
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31