|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 operation    
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fandehanana, fomba fiasana; fandidiana marary; izay atao fanatanterahana ny tetik' asa na fikasana. [1.17.mg#69]

Teny iditra (2/2)4 opération    
Sokajin-teny  5 anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  6asa, tetikasa. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07