|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 onibe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 renirano tsy ritra mandavan-taona
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 fleuve
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (2/2) | 6 Onibe |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 fleuve de la province de Tamatave ...
9 Ses affluents de gauche sont 10 l'Angarongana et la 11 Saranindo; 12 celui de droite la Sahamalaza [1.11] |
| Voambolana | 13 Haitoetany: renirano, farihy |
| Fivaditsoratra | 14 Benoì, 15 boeny, Boeny, onibe, Onibe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|