|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1 ; onga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tsimihety] Fotsimbary voatoto lasa vovoka fanao koba [1.1]

Teny iditra (2/4) 4 ; onga
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Sakalava] tatamo [1.1]
Voambolana  7  Haizavamaniry: voninkazo

Teny iditra (3/4) 8 ; onga
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antesaka] fiakarana [1.78]

Teny iditra (4/4) 11 ; onga
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antesaka] fikosohana amin'ny tanana [1.78]

Fivaditsoratra  14 ango, 15 gano, 16 gona, onga

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04