Entrée ondrikely > ondrikely malahelo (ondry, kely, alahelo)
Partie du discours locution
Explications en malgache ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [Rajemisa 1985]
Synonymes ondrikely kamboty

Entrée ondrikely > ondrikely kamboty (ondry, kely, kamboty)

Synonymes ondrikely malahelo