Entrée ombieniombieny > ombieny ombieny (omby, eny)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition anglaise [ omby eny omby eny ] wandering here, there, and everywhere. [Richardson 1885]
 [ ombieniombieny ] everywhere [Cousins 1894]
Définition française [ omby eny omby eny ] qui va ça et là, rôdeur [Abinal 1888]
Autres orthographes 
Synonymes eny rehetra eny
Exemples 
1Nisy tehaka maimaina ombieny ombieny. [Ravelomanana: Lalana, page 127]
2Ombieny ombieny, anverimberiny ny hoe "fahaleovantena, fahafahana". [Andraina: Mitaraina, page 189]
3Raha vahiny aminy dia hierikerika foana mandinika ombieny ombieny ny lafiny efatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 17]
4Ambin-tsakafo tsy lany raha misy no mba atsipy ho azy ireny ombieniombieny. [Razafiarivony: Harivolana, page 55]
5Hanao fary mitety remy : Hitatitra ombieniombieny resaka izay tsy dia tokony hanaovana loatra izany. [Rabemolaly: Fary, page 270]